msh_2ki_text_reg/10/21.txt

1 line
323 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-23 02:23:48 +00:00
\v 21 sady nagniraky manera gnan'Israely voho reo mpanompo gnan'i bala iaby i Jeho, mba tsy hisy olo tavela ka tsy avy. Avy tao amin'ny tempolin'i bala rozy, sady feno na hatraia na hatraia. \v 22 Nilaza tamin'ilay johary mpitahiry gny akanjon'ny mpisoro i Jeho hoe:' mamoaha akanjo ho gnan'ireompisoron'i bala manontolo."