msh_2ki_text_reg/01/03.txt

1 line
439 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-06-14 05:39:39 +00:00
\v 3 Fa gny anjelin'i Yaveh nilaza tamin'i Elia Tisbita hoe:' Mianga, miakara hihaona amin'ireo mpanday gny hafatsy gny mpanjakan'i Samaria, sady agnontanio rozy hoe:" Fotony va tsy misy Ndranagnahary ao Israely ro handehana hila hevitsy agny amin'i Bala-zeboba,, ndranagnaharin'i Ekrona iha? \v 4 Nohon'io la hoy i Yaveh hoe:" Tsy hijotso bakeo amin'ny fandrianao zay fa nanganianao iha, fa zao, ho maty tokoa iha." Bakeo la lasa i Elia.