msh_2ki_text_reg/10/12.txt

1 line
339 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-23 02:23:48 +00:00
\v 12 Bakeo la nitsanga i Jeho ka lasa; nagnagny Samaria ie. Sady laha vao avy tao Bet-ekedan'ny mpiandry aondry ie, \v 13 La nifanojiky tamin'ireo rahalahin'i ahazia mpanjakan'i Joda. Hoy i Jeho tamin-drozy;' Ia nareo?" Namaly rozy hoe: ' Rahalahin'i ahazia rahay sady hizotso mba hiarahaba reo anaky mpanjaka voho reo anak'i Jezebela M