msh_2ki_text_reg/14/15.txt

1 line
413 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-23 09:42:50 +00:00
\v 15 Laha gny amin'ireo raha hafa mahakasiky gnan'i Joasy, zay iaby nataony , gny fahefany, sady gny fomba nialiany tamin'i Amazia mpanjakan'i Joda, moa tsy fa voasoratsy ao agnatin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely va io? \v 16 Sady nimaty niaraky tamin'ireo razambeny i Joasy sady nalevy tagny Samaria niaraky tamin'ireo mpanjakan'Israely, sady Jeroboama, anany lahy ro lasa mpanjaka namdimby gnazy.