msh_2ki_text_reg/02/01.txt

1 line
387 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-06-14 05:39:39 +00:00
\v 1 Sady la handeha hampiakatsy gnan'i Elia tamin'ny tafio-drivotsy ho agny an-dagnitsy i Yaveh, la niala tao Gilgala niaraky tamin'i Elisa i Elia. \v 2 Hoy i Elia tamin'i Elisa:" Mba mijanogna eto lahy, fotony fa nagniraky ahy ho agny Betela i Yaveh." Namaly Elisa hoe:' Laha mbo velo koa i Yaveh, sady laha mbo velo koa iha, la tsy hagnenga gnanao aho.' La nizotso tagny Betela rozy.