2021-07-23 15:55:34 +00:00
|
|
|
\v 29 Nanao ndranagnahary ho gnazy iaby reo foko kirakiraiky, ka nametraky gnazy regny tegny amin'ny fipetraha abo zay nataon'ireo Samaritana__ gny foko kirakiariky tagny amin'ny tana nipetrahany iaby. \v 30 Gny fokonolon'i Babylona nagnamboatsy gnan'i Sokota-benota; gny fokonolon'i Kota nagnamboatsy gnan'i Nergala; Gny fokonolon'i avita nagnamboatsy gnan'i asima; \v 31 reo Avita nagnamboatsy gnan'i Nibaza voho Tartaka. Reo Sefarvita nagnoro reo anany teo amin'ny bolo ho gnan'i adrameleka voho Anameleka, ndranagnahary gny Sefarvaima.
|