2021-07-23 02:23:48 +00:00
|
|
|
\v 8 Sady nananga aly tamin'Israely gny mpanjakan'i Syria. Niresaky tamin'ny mpanompony ie nanao hoe:' agny amin'ny toera manahaky gnan'izao voho manahaky gnan'izao ro hivoriako." \v 9 ka lay joharin-Dranagnahari zay nalefa tagny amin'ny mpanjakan'Israely, nivola hoe:' Mitandrema tsy handalo amin'io toera io, fa hizotso agny reo Syriana."
|