2021-07-23 02:23:48 +00:00
|
|
|
\v 6 Ka hoy lay joharin-Dranagnahary hoe:' Taia ro nilatsahany?' La natorin'ilay olo gnan'i Elisa lay toera. La nanapaky tapa-kazo ie, sady nanoraky gnan'io tao agnaty rano, ka niafonkafo gny vy. \v 7 Hoy i elisa hoe:' alao io." Ka naninjitsy gny tagnany lay olo sady nangalaky gnan'io.
|