msh_2ki_text_reg/15/29.txt

1 line
587 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-23 14:26:59 +00:00
\v 29 Tamin'ny andron'i Peka mpanjakan'Israely , la avy ka nangalaky gnan'Iona, abela-beti-maka Jnoa, Kadesy, Hazora, Gileada, Galilia, sady gny tanin'i Naftyaly iaby i Tiglato-pilesera mpanjakan'i Asyria. Sady nanday gny fokonolo fikonokonoa nanohitsy gnan'i Peka anak'i remalia i Hosea anka'i Ela. Nanafiky gnazy ie ka nahafaty gnazy. La avy mpanjaka nandimby gny toerany ie, tamin'ny faharoapolo tao nanjakan'i Jotama anak'i Ozia. \v 31 Laha gny amin'ny raharaha hafa mahakasiky gnan'i Peka, voho zay iaby nataony, la voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely io.