2021-08-27 13:09:46 +00:00
|
|
|
\v 17 Hoy i Elisa hoe:' Sokafo magnantignana gny varavarakely." La nosokafany io. La hoy Elisa hoe:' Tifiro," ka nitifitsy ie. La hoy i Elisa;' Io ro ana-tsipikam-pandresen'i Yaveh, ana-tsipikam-pandresen'i Yaveh teo amin'i Syria, fa hanafiky reo Syria agny Afeka iha mandra-pahalevonao an-drozy." \v 18 La hoy Elisa hoe:" Rambeso reo ana-tsipika, " ka norambesin'i Joasy reo. La hoy ie tamin'ny mpanjakan'Israely hoe:' Kapohy amin'iregny gny tany,' Ka namango gny tany intelo ie, sady nijano bakeo. \v 19 Fa ingo masiaky taminy lay joharin-Dranagnahary ka nanao hoe:' Tokony indimy na igneny ro namelezanao gny tany. bakeo la tokony nanafiky gnan'i Syria iha mandra-paharinaganao gnan'io, nefa amizao intelo avao ro hanafiky gnan'i Syria."
|