msh_2ki_text_reg/12/04.txt

1 line
480 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2021-08-27 13:09:46 +00:00
\v 4 Hoy Joasy tamin'ireo mpisoro hoe:" Gny drala iaby zay nandesy ho fagnatitsy masy tao an-tragnon'i Yaveh, la gny drala zay notombanan'ny olo kirakiraiky__ka gny drala navory tamin'ny fanisam-fokonolo io, na gny drala azo tamin'ny voady manoka, na gny drala nandesin'ny olo tamin'ny fandrisihan'i Yaveh tao am-pon-drozy mba hagnome__ \v 5 la tokony ro raisin'ireo mpisoro gny drala bakamin'ny raiky amin'ireo hanagnan-drozy sady hagnamboara zay fahavoaza hita tao an-tempoly."