1 line
420 B
Plaintext
1 line
420 B
Plaintext
\v 13 Fa io asa io la tsy mba hagnamaiva gny hafa voho hagnavesatsy gnanareo. Fa koa, tokony hisy gny rariny. \v 14 Gny hanagnanareo amin'izao fotoa zao la hagnome gnan'izay ilan-drozy. Ka io koa la mba hagnomezan'ny hanagnan-drozy zay ilanareo. Sady mba agnomezan-drozy gny rariny \v 15 Araky zay fa voasoratsy hoe:" Gny raiky zay nana maro la tsy nana ambiny, sady lay raiky zay nana gny kely la tsy nana gny tsy ampy. |