msh_2co_text_udb/02/10.txt

1 line
251 B
Plaintext

\v 10 Laha mamela olo nareo, mamela gnan'io olo io koa aho. Zay navelako __laha namela gny raha iaby aho__ io famela io la hatea gnanareo amin'ny fagnatrehan'i Kristy. \v 11 Io la mba tsy hamitahan'ny Satana gnanay . Fotony rahay la mahay reo drafiny.