msh_2co_text_udb/01/23.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 23 Fa nikaiky gnan-Dranagnahary aho, hijoro vavolombelo ho gnahy zay antony tsy nahatongavako tao Korinto mba hamindrako fo aminareo. \v 24 Io la tsy sagnatsia noho rahay miezaky gny mamehy zay tokony ho finoanareo. Fa koa, rahay la miara-miasa aminareo amin'ny fifalianareo, fotony nareo mijoro ao amin'ny finoanareo.