msh_2co_text_udb/01/19.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 19 Fa gny Anakin_dranagnahary, Jesosy Kristy, zay nitorian'i Sylvanosy, Timoty voho zaho taminareo, la tsy " Eka" na "Tsia". Fa Ie la niresaky foana hoe " Eka." \v 20 Fotony gny fampanantenan-Dranagnahary manontolo la " Eka" avokoa ao aminy. Ka amin'ny alalany koa tsika la hiresaky hoe " Amena" ho gnan'ny voninahitsin-Dranagnahary.