1 line
522 B
Plaintext
1 line
522 B
Plaintext
\v 22 Mandefa rahalahy raiky hafa avao koa rahay miaraky amin-drozy. Matetiky rahay ro nitsapa gnazy, sady nahita gnazy mafana fo tamin'ny asa maro. mazoto kokoa ie zao ankehitriny noho ilay fahatokisa bevata zay anagnany aminareo. \v 23 laha gny amin'i Titosy, ie ro namako voho mpiara-miasa amiko ho gnanareo. Laha gny amin'ny rahalahanay, la nalefan'ireo fiangona rozy. Voninahitsy ho gnan'i Kristy rozy. \v 24 Ka aseho gnan-drozy gny fitiavanareo, voho aseho amin'ny fiangona gny anton'ny fireharehanay momba gnanareo. |