msh_2co_text_udb/13/05.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 5 Diniho gny vatanareo laha tianareo ho hita fa ao amin'ny finoa nareo. Tsapao gny vatanareo. Mbo tsy azonareo an-tsaina va izany momba gny amin'ny vatanareo fa Jesosy Kristy la ao aminareo? Laha toa nareo ka tsy nahomby tamin'ny fitsapa . \v 6 Sady zaho mahatoky fa nareo la hiaiky fa tsika la nahomby amin'io fitsapa io.