msh_2co_text_udb/11/07.txt

1 line
523 B
Plaintext

\v 7 Moa nanota va aho tamin'ny fanetren-tenako mba hisandratanareo ? Fa nitory gny filazantsaran-Dranagnahary maimaimpoana ho gnanareo aho. \v 8 Nandroba reo fiangona hafa aho tamin'ny alalan'ny fagnenkea fanohagna bakamin-drozy mba ahafahako manompo gnanareo. \v 9 Lafa niaraky taminareo aho voho nila fagnampia , la tsy nagnavesatsy na ia ia. Fa reo raha nilako la namean'ireo mpirahalahy zay avy bakagny Makedonia. Tamin'ny raha iaby la nitandry gny vatako tsy ho enta mavesatsy aminareo aho, sady hanohy hanao gnan'io.