msh_2co_text_udb/08/01.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 1 Tianay ho hainareo, ry rahalahy, gny momban'ny fahasoavan-Dranagnahary zay namea tao amin'ireo fiangonan'i makedonia. \v 2 Nandritsa gny fitsapa bevata amin'ny fahoria, gny fitobaky gny fahaliany voho gny fara-fahantran-drozy la niteraky hanagna bevatan'ny fahalalan-tagna.