msh_2co_text_udb/07/02.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 2 Raiso rahay! Fa tsy nanao raty tamin'ia nia. tsy nandratsy na nagnararaotsy gnan'ia nia rahay. \v 3 Tsy hagnameloky gnanareo ro hivolagnako gnan'izao. Fa fa niresahiko fa ato amponay nareo, fa miara-maty sady miara-velo tsika. \v 4 mana fahatokisa bevata gnanareo aho, sady mirehareha nohon'ny aminareo. Feno fampionona aho. Mitobatobaka gny hafaliako ndra la eo aza gny fampahoria iaby.