msh_2co_text_udb/06/14.txt

1 line
563 B
Plaintext

\v 14 ka mifamatotsy amin'ireo tsy mpino. Fa ino ro iraisan'ny fahamarigna voho gny fandikan-dalagna? Fa ino ro iarahan'ny mazava amin'ny mihiky? \v 15 Ino ro mety ho fifagnaraha eo amin'i Kristy voho Beliala? Ndra ino ro tokony anjara anagnan'ny mpino raiky voho amin'ny tsy mpino raiky? \v 16 Sady ino ro fifagnaraha misy eo amin'ny tempolin-Dranagnahary voho gny sampy? Fa tsika la tempolin-Dranagnahary velo, araky gny fa niresahin-Dranagnahary hoe:" Hipetraky eo amin-drozy Aho ka handeha eo amin-drozy. Zaho la ho Ndranagnaharin-drozy ka rozy la ho oloko."