msh_2co_text_udb/05/18.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 18 Reo raha iaby reo la bakamin-Dranagnahary. Nampihavaniny tamin'ny vatany tamin'ny alalan'i Kristy tsika, sady nameany gnantsika gny asa fanompoan'ny fampihavana. \v 19 Io hoe, ao amin'i kristy Ndranagnahary ro mampihana zao tontolo zao amin'ny Vatany , tsy magnisa gny fahadisoan-drozy amin-drozy. nankininy taminay gny hafatsy gny fampianara.