msh_2co_text_udb/05/11.txt

1 line
497 B
Plaintext

\v 11 Nohon'io, gny fahaiza gny tahotsy gny Tompo, ro handreseantsika lahatsy gny olo. Gny maha tsika gnantsika la hitan-Dranagnahary mazava. Antenaiko fa mazava amin'ny feon'ny fieretreretanareo avao koa io. \v 12 Tsy miezaky gny handresy lahatsy gnanareo ndraiky rahay mba hijery gnanay manahaky gny nahitsy fo. Fa koa , magnome antony ho gnanareo hirehareha nohon'ny aminay rahay, mba hanagnanareo valinteny ho gnan'ireo zay mirehareha gny amin'ny endriky ivelany fa tsy gny amin'izay ao am-po.