msh_2co_text_udb/05/09.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 9 Ka la ataontsika tanjona io, ndra agny an-tragno tsika na lavitsy io, mba hahafinaritsy Gnazy. \v 10 Fa tsika iaby la tsy maintsy hiseho eo alohan'ny seza fitsaran'i Kristy, mba mety ahazoan'ny kirakiraiky zay mifagnaraky amin'ireo raha hita tao amin'ny vatana, na ho amin'ny soa na ho amin'ny raty.