msh_2co_text_udb/05/06.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 6 Nohon'io la mahatoky hatragny . Tongava saina fa lafa ao an-tragno amin'ny vatana tsika, la lavitsy gny Tompo. \v 7 Fa mande amin'ny finoa tsika, fa tsy amin'ny fahita. \v 8 Nohon'io la mana fahatokia tsika. Aleontsika lavitsy gny vata fa ao an-tragno miaraky amin'ny Tompo.