msh_2co_text_udb/03/17.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 17 Sady gny Tompo la Fagnahy. Zay misy gny Fagnahin'ny Tompo, la misy fahafaha. \v 18 Sady tsika iaby, tsy misarom-boaly, la mahita gny voninahitsy gny Tompo. Tsika la fa voaova ho ao amin'ny voninahitsy mitovy zay bakamin'ny voninahitsy ho amin'ny voninahitsy, zay bakamin'ny Tompo , zay tsy ia fa gny Fagnahy.