msh_2co_text_udb/03/01.txt

1 line
530 B
Plaintext

\v 1 Hanomboky hidera-tena ndraiky va rahay ? Rahay la tsy mila reo taratasy fagnamarina aminareo na bakaminareo, manahaky gny olo sasany , sa tsy io? \v 2 Gny vatanareo ro taratasy fagnamarinanay, zay voasoratsy ao am-pontsika , zay hay , voho vakin'ny olo manontolo. \v 3 Nareo la maneho fa taratasy fagnambara bakamin'i Kristy , zay natolontsika . Io la tsy voasoratsy tamin'ny ranomainty fa tamin'ny fagnahin'ilay Ndranagnahary velo. Io la tsy voasoratsy teo amin'ny takela-bato, fa teo amin'ny takelaky gny fon'ny olombelo.