1 line
447 B
Plaintext
1 line
447 B
Plaintext
\v 16 Fa ndra manahaky gnan'io aza, tsy nagnavesatsy gnanareo aho. Fa , fotony aho fetsifetsy mare, la zaho gny raiky zay nahazo gnanareo tamin'ny fitaky . \v 17 Moa va nagnararaotsy gnanareo tamin'ny alalan'ny olo zay nalefako taminareo aho? \v 18 nagniraky malaky gnan'i Titosy ho agny aminareo aho, sady nalefako niaraky taminy reo rahalahy sasany. Moa va nagnararaotsy gnanareo i Titosy? Moa va tsy lala raiky tsika? Moa va tsy niraiky tsika? |