msh_2co_text_udb/12/06.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 6 Laha te hirehareha aho, la tsy ho adala aho, fa te hivola gny marina. Fa hifehy tena amin'ny firehareha aho, mba tsy hisy na ia ia hihevitsy gnahy ho agnabo noho zay hita amiko na re bakamiko. \v 7 Hifehy tena amin'ny firehareha avao koa aho noho reo karaza fagnambara miavaky reo. Nohon'io , mba tsy ho feno firehareha aho, la nasia fatiky gny nofoko , gny mpanday hafats'i Satana hagnakoronta gnahy, mba tsy hirehareha loatsy aho.