msh_2co_text_udb/12/03.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 3 Sady haiko fa io johary io__na ao amin'ny tena , na ivelan'ny tena, zaho tsy mahay , Ndranagnahary mahay __ \v 4 la nala niakatsy tao amin'ny paradisa sady nahare raha zay tena masina loatsy amin'ny olo gny hilaza gnazy. \v 5 Amin'ny agnaran'ny olo manahaky gnan'io la hirehareha aho. fa amin'ny agnaran'ny vatako la tsy hirehareha aho, afa-tsy gny momba reo fahalemeko.