msh_2co_text_udb/11/19.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 19 Nagnenky am-pazotoa reo adala nareo. La hoe hendry gny vatanareo! \v 20 Fa mandefitsy amin'ny olo nareo laha mandevo gnanareo, mandany gnanareo, magnararaotsy gnanareo, mandramby gny vatany ho agnabo noho nareo, na laha mamely tehamaina gnanareo ie. \v 21 Ho resahiko amin'ny fahafaham-barakanay fa mamely loatsy rahay tamin'ny fanaova gnan'io. Laha misy mirehareha__la miresaky manahaky gny adala aho__ Zaho koa la hirehareha .