msh_2co_text_udb/09/12.txt

1 line
680 B
Plaintext

\v 12 Gny fagnatanteraha gnan'io asa io fanompoa io la tsy vitan'ny hoe mahafeno gny raha ilan'ny mpino avao . Mitombo avao koa io amin'ny asa fagnomezampisaora gnan-Dranagnahary maro. \ 13 Fa noho gny fitsapa gnanareo zay voaporofo amin'io asa io, la hagome vononahitsy gnan-Dranagnahary koa nareo amin'ny fankatoava gny fibabohanareo amin'ny filazantsaran'i Kristy . La hagnome voninahitsy gnan-dranagnahary koa nareo amin'ny fahalalahan-tagnanareo amin'ny fagnomeza ho gnan-drozy voho gny olo iaby. \v 14 Magniry gnanao rozy, sady mivavaky ho gnanao rozy. Manao gnan'io rozy noho gny fahalebeazan'ny fahasoavan-Dranagnahary anie gny saotra noho gny fagnomezany tsy hay volagny!