msh_2co_text_udb/07/11.txt

1 line
671 B
Plaintext

\v 11 Jereo gny vokatrin'ny habevatan'ny fikirizanareo tamin'ny fahoria ao amin-dranagnahary . Bevata tokoa gny haben'ny fikiriza tao aminareo mba hagnaporofoa fa tsy manan-tsiny nareo. Bevata tokoa gny habevatan'ny fahatezeranareo , gny tahotrareo , gny alahelonareo, gny zotom-ponareo, voho gny fagnirianareo ahita gny fahamarigna zay tokony atao! Amin'ny raha iaby la nagnaporofo tamin'ny vatanareo nareo mba tsy meloky amin'io raharaha io. \v 12 Ndra la nanoratsy taminareo aza Aho, Zaho la tsy nanoratsy ho gnan'ireo mpanao raty, na ho gnan'ny raiky zay miharitsy gny raty. nanoratsy aho mba tokony hampahay gny fahazotoanareo teo aminay eo agnatrehan-Dranagnahary.