msh_2co_text_udb/06/01.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 1 Miara-miasa aminy, rahay avao avao koa la mampirisiky gnanareo tsy handramby gny fahasoavan-Dranagnahary fahatany. \v 2 fa niresaky ie hoe:" Tamin'ny fotoa mety la nijanjy gnanareo Aho, sady tamin'ny andron'ny famonjea la nagnampy gnanareo Aho, ankehitsiny ro fotoa mety. Jereo , henanizao ro andron'ny famonjea. \v 3 tsy mametraky vato fanafintohinana eo agnatrehan'ia nia rahay , fa rahay tsy magniry gny haharaty laza gny asa fanompoanay.