msh_2co_text_udb/13/01.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 1 Fagnintelony zao ro nandalavako aminareo atoy ." Gny fiampanga iaby la tsy maintsy miora amin'ny porofo amin'ny vavolombelo roe na telo." \v 2 Fa niresaky tamin'ireo zay nanota ao taloha voho tamin'ireo ambiny iaby lafa teo fagnindroeny, sady resahiko ndraiky io:" Lafa avy ndraiky aho, la tsy hiantragnan-drozy aho."