msh_2co_text_udb/04/16.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 16 Nohon'io la tsy ho kivy rahay. Ndra la malemy ivelany aza rahay, la havaozy isan'andro isan'andro gny ao agnatinay. \v 17 Fa amin'izao andro mandalo zao , gny fahoria maiva la magnoma gnanay ho amin'ny lanjan'ny voninahitsy maharitsy mandrakizay zay mandilatsy gny fandania iaby. \v 18 Fa tsika tsy mijery raha zay hita , fa reo raha tsy hita. Reo raha zay mety hitantsika la tsy maharitsy mandrakizay.