msh_2co_text_udb/04/07.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 7 Fa rahay mana gnan'io hanagna io ao agnaty tavoara tanimanga, mba hazava fa gny hery bevata mandilatsy lavitsy la Ndranagnahary fa tsy gnanay. \v 8 Ampahory amin'ny fomba iaby rahay, fa tsy resy. Very hevitsy rahay fa tsy feno famoizam-po. \v 9 Enjehy rahay fa tsy nilaoza. Vonoa rahay fa tsy rava. \v 10 Mitondra eo amin'ny vatanay gny fahafatesan'i Jesosy hatragny rahay, amin'izay gny fiaignan'i jesosy avao koa la hiseho eo amin'ny vatanay.