msh_2co_text_udb/13/13.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 13 Reo mpino iaby la manao veloma gnanareo[ Fanamarihana: Reo dikan-teny sasany la magnambara gny andininy faha 13 amin'y andininy faha 12 sady manao gny andininy faha 14 ho andininy faha 13.] \v 14 Enga anie gny fahasoavan'ny Tompo Jesosy Kristy , gny fitiavan-Dranagnahary, voho gny fiaraha amin'ny Fagnahy Masy ho ao aminareo iaby.