msh_2co_text_udb/13/03.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 3 Miresaky gnanareo gnan'io aho fotony nareo la mila porofo fa Kristy la miresaky amin'ny alalako. Tsy marefo amianreo Ie. Fa koa, mahery ao aminareo Ie. \v 4 Fa Ie nohomboa amin'ny fahalemea , nefa velo tamin'ny herin-Drananagnahary. Fa tsika koa la marefo ao aminy, kanefa tsika la miara-miay amin'ny herin-Dranagnahary eo agnivonareo.