msh_2co_text_udb/09/10.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 10 Ie zay mamatsy voa ho gnan'ny mpamboly zay mamafy voho gny mofo ho gnan'ny sakao , la hamatsy voho hampitombo gny voanao avao koa ho amin'ny famafaza. Hampitombo gny vokatsy gny fahamarignanao ie. \v 11 Hahazo hanagna amin'ny fomba iaby iha mba hahatonga gnanao ho malala-tagna. Io la hagnandesa fanehoam-pisaora gnan-Dranagnahary amin'ny alalanay.