1 line
363 B
Plaintext
1 line
363 B
Plaintext
\v 9 Fa tsika mifaly lafa marefo sady mafy nareo. Fa tsika avao koa la mivavaky mba hataontsika feno nareo. \v 10 Manoratra gnan'ireto raha reto aho laha magnalavitsy gnanareo aho, ka lafa miaraky aminareo aho la tsy voatery manday gnanareo an-katezera amin'ny fampiasa gny fahefako_-zay namean'ny Tompo gnahy, mba anaganako gnanareo , sady tsy hanimba gnanareo. |