msh_2co_text_udb/10/11.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 11 Ao gny manahaky gnan'iregny hahay fa reo safa ao amin'ny taratisinay tamin'ny fotoa tsy nahateo gnanay la maneho gny asa tokony hataonay lafa avy agny rahay . \v 12 Tsy mandeha lavitsy rahay na mampitaha gny vatanay amin'ireo zay midoka-tena . Fa laha mandrefy gny vatany amin'ny hafa rozy ka mapitaha gny vatany amin'ny hafa, la tsy ho malina.