1 line
293 B
Plaintext
1 line
293 B
Plaintext
\v 5 Ho simbantsika avao koa reo raha abo zay mananga fanohera gny fahalala gnan-Dranagnahary. Fa mihevitsy gny hambabo gny kiraikraiky amin'ny fankatoava gnan'i Kristy tsika. \v 6 Sady miomana amin'ny famaiza gny fihetsika tsy fankatoava iaby tsika, vantany vao tanteraky gny fankatoavanareo. |