msh_2co_text_udb/10/01.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 1 Zaho , Paoly , miangavy gnanareo gny vatako , amin'ny fanetren-tena voho hamoram-pagnahin'i Kristy. Malemy fagnahy aho lafa eo amin'ny fagnatrhanareo , nefa sahy gny aminareo aho lafa tsy eo. \v 2 Mangataky aminareo aho, lafa miaraky aminareo aho, tsy mila sahy amin'ny fahatokisan-tena. Nefa aho mieretseretsy fa mila sahy manohitsy gnan'ireo zay mihevitsy fa tsika la miay araky gny nofo.