msh_2co_text_udb/02/14.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 14 Fa fisaora anie ho gnan-Dranagnahary, zay ao amin'i Kristy mitariky gnanay mandrakariva ao amin'ny fandresea. Amin'ny alalantsika la haeliny na aia aia gny hagnitsa mamin'ny fahalala gnazy. \v 15 fa rahay la hagnintsa mamin'i Kristy gnan-Dranagnahary, na teo amin'ireo zay nivonje voho teo amin'ireo zay ho maty.