msh_2co_text_udb/11/01.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 1 Magniry aho mba ahafahanareo mamela gnahy hanao fahadala kely sasany. Fa tena mamela gnahy tokoa nareo! \v 2 fa saro-piaro gny momba gnanareo aho. Mana fahasarotam-piaro araky gnan-Dranagnahary aminareo aho, hatramin'ny nagnomezako toky gnanareo tao amin'ny fanambalia ho gnan'ny valy raiky avao. Namea toky gny hanolotsy gnanareo manahaky gny virijiny malio ho gnan'i Kristy.