1 line
377 B
Plaintext
1 line
377 B
Plaintext
\v 5 Fa rahay tsy magnambara gny vatanay, fa i Kristy Jesosy manahaky gny Tompo, sady gny vatanay manahaky gny mpanomponareo nohon'ny amin'i Jesosy. \v 6 Fa Ndranagnahary la gny raiky zay niresaky hoe:" Gny fahazava hamiratsy ao amin'ny hiky." Ie namiratsy tao am-ponay, mba hagnome gny fahazava'ny fahalala gny voninahitsin-Dranagnahary eo amin'ny fagnatrehan'i Jesosy Kristy. |