msh_2co_text_udb/01/12.txt

1 line
634 B
Plaintext

\v 12 Rahay la mirehareha amin'izao: Fijoroa vavolombelo gny amin'ny feon'ny fieretseretanay. Fa tamin'ny fikasa malio voho fahatsoram-po zay bakamin-Dranagnahary zay nagnandesanay gny vatanay ao amin'izao tontolo zao. Rahay la nahavita gnanio iaby io sady gny ankabeazany niaraky taminareo__ tsy tamin'ny fahendren'izao tontolo zao, fa tamin'ny fahasoavan-Dranagnahary. \v 13 Rahay la tsy nanoratsy raha tsy ho voavaky na ho azonareo. Zaho la manantena fa, \v 14 fotony nareo nahazo gny momba gnanay amin'ny ampahany, rahay la ho anton'ny reharehanareo amin'ny andron'ny Tompontsika Jesosy, manahaky gnanareo ho antony hireharehanay.