msh_2co_text_udb/01/05.txt

1 line
524 B
Plaintext

\v 5 fa manahaky gny hitomboan'ny fijalian'i Kristy nohon'ny aminay, ro hitomboan'ny fampionona gnanay koa amin'ny alalan'i Kristy. \v 6 Fa laha nampahory rahay, io la ho gnan'ny fampionona voho famonjea gnanareo. Sady nampionony rahay , io la ho gnan'ny fampionona gnanareo. Gny fampionona la mandaitsy lafa manam-pahareta hizara reo fijalia zay mitovy amin'ny fijalianay koa. \v 7 Fa gny fahatokisanay momba gnanareo la azo antoky , fotony rahay la mahay fa nareo koa la mizara reo fijalia, nareo koa la mizara fampionona.