msh_2co_text_udb/08/10.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 10 Amin'io resaky io la hagnome toro-hevitsy gnanareo aho zay hagnampy gnanareo. Herintao lasa zay, la tsy nanomboky nanao raha avao nareo, fa nagniry gny manao gnan'io. \v 11 Amizao vita io, manahaky gny nasian'ny zotom-po voho gny fagniria hanao gnan'io, la enga nie hagnatanteraky gnan'io koa nareo, arak'izay azonareo hatao. \v 12 Fotony laha magniry mare gny hanao gnan'io asa io nareo, la raha soa voho azo eke io. Tsy maintsy mifototsy amin'izay hanagnan'ny olo raiky io, fa tsy anagnany.